Roadmap

WordPress is continually under development. Currently, work is underway on Phase 2 of the Gutenberg project. The Gutenberg project is a reimagination of the way we manage content on the web. Its goal is to broaden access to web presence, which is a foundation of successful modern businesses. Phase 1 was the new block editor, which was released in WordPress 5.0, you can see that in action here. Throughout 2020 there is a focus on full site editing as we continue to progress through Phase 2.

Manana ireto laharam-pamehana ireto koa ny tetikasa ho an'ny taona 2020, araka ny voafaritra ao amin'ity lahatsoratra nosoratan'ny tale mpanatanteraka Josepha Haden ity :

  • Creating a block for navigation menus.
  • Manorena dossier WordPress.org hikarohana koja, ary fanazavana ny fomba fampidirana azy ireny.
  • Omeo fomba ireo mpikambana mba hanekena hoazy ny fanavaozana ireo plugins sy bika.
  • Provide a way for themes to visually register content areas, and expose them in Gutenberg.
  • Upgrade the widgets-editing areas and the Customizer to support blocks.
  • Omeo fomba ireo mpikambana mba hanekena hoazy ny fanavaozana ny vokatra fototra (Core).
  • Mamorona ekipa andray an-tànana ireo olana mihisa 6,500 ao @ Trac.

Maniry ny andray anjara? Tsidiho ny pejy Make WordPress! Ilaina foana ny tana-maro amin’ny fandikanteny, ny bika, ny takelaka, ny kaody sy ny fifanakalozana ara-barotra mikasika ny WordPress.

Ireo vokatra kasaina havoaka

Indro ireo vokatra kasaina havoaka sy ireo rohy ahità àna ireo zana-tohatra ao anatin’ny famaritana olana. Ny andro fivohana napetraka moa dia vinavina ary mbola ho dinihina sy ho hamarinina daholo rehefa akaiky vita ny vokatra.

Laharan'andiany Planned
5.5 (Trac) Aogositra 2020
5.6 Desambra 2020
5.7 Martsa 2021
5.8 Jona 2021
5.9 Septambra 2021
6.0 Desambra 2021

Raha te ahafantatra momba ireo vokatra ho kasaina avoaka rehetra dia vakio ny Alimanaka ny vokatra 2020-2021 ao amin’ny Make WordPress Core.

The month prior to a release new features are frozen and the focus is entirely on ensuring the quality of the release by eliminating bugs and profiling the code for any performance issues.

Hita ao amin’ny pejy fitehirizana daholo ireo vokatra nivoaka taloha rehetra.

Tondrozotra ho an’ny hoavy

Na dia hantenaina hitohy mandritra ny taona 2020 aza ny fanatsarana ny Gutenberg Phase 2 dia efa misy resaka mandeha sahady ny mikasika ny Phase 3 sy Phase 4. Nizara ny vina sy ny fijeriny momba izany i Matt nandritra ny State of the Word from WordCamp US 2019 :

Ireo dingana efatra amin'ny Gutenberg

  1. Fanamorana ny fanovana — Efa anaty WordPress, ary mbola hatsaraina hatrany
  2. Personnalisation — Fanovana ny tranokala iray manontolo, sary na koja, dossier na koja, bika milasitra amina koja
  3. Fiaraha-miasa — Fomba fiasa manamora ny famokaran’ny olona roa na maro lahatsoratra
  4. Fampiasana dikateny maro — Fametrahana ny ivo ho an’ny tranokala mampiasa dikateny maro.