Arabaina!
Misitraka ny vokatra WordPress farany ianao izao!
Raha mila tolo-tànana, tsidiho ny Tahirin-kevitra sy ny Sehatra Fifanampiana.
Avia hihaona amin’ireo mpankafy WordPress sy hizara ny traikefanao anaty Vondrona Fihaonana WordPress na any amin’ny WordCamp.
Ho fanohanana ny fanabeazana momba ny WordPress sy ny rindrakajy open source, manomeza fanampiana ny Fondation WordPress.
Tsy voasanda vola nefa maimaimpoana.
Misintona WordPress ho ampiasaina amin'ny tranonkalanao.
Mpampiantrano WordPress
Mety hanahirana ny fisafidianana mpampiantrano tranonkala, izany no nahatonga anay nisafidy vitsivitsy amin'ireo tsara indrindra ahafahanao miainga.
WordPress.com no fomba farany tsotra indrindra hamoronana tranonkala na blaogy maimaimpoana. Sehatra fampiantranoana matanjaka be io miara-mivoatra aminao. Manome tolotra fanampiana matihanina ao izahay ho an'ny tranonkala WordPress-nao.
Tsidiho WordPress.comBluehost dia mankafy WordPress ary manome sehatra farak’izay tsotra sy kinga ahafahanao manorina ny tranokalanao. Tolotra WordPress misy anarana tranokala sy SSL maimaimpoana miampy fanampiana tsy akiato 24/7, antony mahatonga ny WordPress mamporisika ny olona hisafidy an’izy ireo nanomboka tamin’ny taona 2005.
Tsidiho BluehostMety hiakatra amin'ny fotoana rehetra, sy amin'ny toerana rehetra ny aingam-panahy
Mamoròna na manitsia lahatsoratra eny am-pandehanana amin'ilay application amin'ny finday.
Fantaro misimisy kokoa ireo applis finday